Menu

TONGASOA



Tonga soa eto amin'ity Bilaogin'i rhaj, izay mizara ny fomba fijery sy izay eritreritra mandalo. Manantena fa hahitanao soa, na hanala hamohamo anao ny fandalovanao eto. Hevitra sy resaka no zaraina, ary tsy voatery mitovy revy daholo isika; koa raha tsy tiatianao ny eto, dia iangaviako ianao mba tsy ho tezitra, fa ... ny tsirairay moa manana ny zony sy safidiny amin'izay heviny sy eritreriny. Raha tiatianao indray kosany, dia efa isaorana mialoha ianao raha hampitapita izany amin'ny namana sy havana rehetra any.

Mazotoa mamaky... ary mandrapiresadresaka.

No comments:

Post a Comment