Menu

Mar 31, 2016

Bilagy

Notsongoina avy tatsy amin'ny Forum Informatika ao @ Serasera

rhaj0 - 31/03/2016 16:54
hi hi hi... inty bilagy vao reko omaly..

Nifanantsafa hono ny Alika sy ny Saka

- Hozy ny Alika: Tena dada ka dada ireto olombelona ireto kah... Ameny ahy na fialofana, na sakafo, na hafaliana na fanasitranana aretina. Tena Andrmntra mihintsy angamba rizareo ireo kah...

- Hozy ny Saka: Tena nandra ka nandra ireto olombelona ireto kah... Ameny ahy na fialofana, na sakafo, na hafaliana na fanasitranana aretina. Tena Andrmntra amin-drizareo mihintsy angamba izaho ity kah...

rhaj0 - 09/11/2015 21:28
Ka mba mi-bilagy kosany ny namana dia ry Strong3 tsy mahay mihomehy... ntsss...

Inty koa azany bilagiko azany e..


Efa 29 taona hono i Jesosy, ary manomboka vaky loha ny reniny fa ilery tsy mba mierikerika @ sipa. Ka dia nampamboarin-dreniny mba hihaona @ Maria (Magdalena) hono azany ilery (izay koa moa ny fomban-tany t@ izany).

Dia tao an'efitra tao izy roaroa. 10 minitra teo tsisy kOzy. Fa tampoka teo, nihoraka gaigy be i Maria (Magdalena), ary nirifatra nivoaka ny efitra.

Dia nanontany an'i Jesosy ny reniny:
- Fa nisy inona? Natao inona ny zanak'olona?
- An an.. tsy azoko mihintsy, hoz'i Jesosy. Niara-nipetrapetraka nilamina teo zahay.
- Dia ahoana?
- Dia napetrak'i Maria t@ lohaliko ny tanany.
- Dia...?
- Dia mba napetrako t@ lohalikany koa ny tanako, hoz'i Jesosy.
- Hay... tsara izany. Dia ahoana?
- Dia nakorisany niakatra ny feko ny tanany. Dia mba nakorisako koa ny tanako.
- Dia ahoana? hozy ny reniny, efa manomboka mibitaky ny hafaliana fa mba hanao ihany izany ny zanany lahy ity @ farany.
- Dia napetrany teo @ filahiako ny tanany, dia mba nasosako koa ny tanako. Fa "tsisy ninon'inona"!!! Ontsa be taminy aho... ary dia nositraniko ny fery.

rhaj0 - 10/11/2015 12:47
Inty koa misy iray... Inty koa mbola misy iray...


Teny ambony hazo fijaliana hono i Jesosy, ary niantso, tamina feo malemy :
- Strong3... Strong3 aaa...

Taitra be avy any (Dago) i Strong3, ary tena falibe ny fony, fa miantso azy i Jesosy (avy any Roma). Ary dia vetivety foana, dia tonga :
- Ry Mpampianatra mahay, inty aho...

Hitan'ireo Romana i Strong3 mhazakazaka manao vy verin'ny ainy io, ary hoz'izy ireo:
- Ndeha ho aiza ialahy ? Ialahy izany naman'i Jesosy ?
Ary tonga dia notapahin-dreo ny tanan'i Strong3 havanana.

Fa mbola hoy ihany Jesosy avy etsy @ hazo fijaliana, @ feo tena malemy :
- Strong3... Strong3 aaa... avia ange eee....

Dia nahazo hery vao i Strong3, ary dia nikezaka ihany ny hanantona AZY..
- Inty aho ry Mpampianatra lehibe... efa tapak'ireto Romana devoly ireto ny tanako, fa tsy quoi izany, fa inty aho eee... ahoana Tompoko ?

Dia hoy Jesosy taminy :
- an an... tena mba tazako avy ety ambon'ny hazo fijaliana ety kosany ho'a ny tranobe-nao ao Ambohidratrimo eeee...

rhaj0 - 10/11/2015 13:57
Ity indray azany tsy miresaka (mivantana) an'i Jesosy eee... 'nareo kouh oooo... tsy mba mahazo mivanitika mihintsy izany. 


Indray andro hono, i Strong4, zanak'i Strong3, nody avy tany an-tsekoly, ary nahita akoho maty teo an-tokotany. Mitsirara @ lamosiny ity akoho, ny tongony mihinjitra ambony. Tena tonga dia nihiaka be nitomany ity zaza.

Avy i Strong3 dadany nihazakazaka avy tany an-tsaha :
- Aoka zanako... aoka re ee.. Maty re ny akohontsika eee... voan'ny barika.
- Dada aaa... ary fa maninona ny tongony no mihinjitra ambony toa io ee ? hozy Strong4 mbola nifokofoko.

Nieritreritra mafy haingana i Strong3, ary hoz'izy :
- an .. an... @ izay mora amin'Andrmntra, avy eny ambony rahona, ny miondrika dia mandray ny akoho @ tongony eeee... Efa any paradisa izy izao, f'aok'izay zanako aaaa..
- Hay va re... hozy Strong4 zanany nangina t@ izay.

Andro vitsivitsy taty aoriana, dia... nihazakazaka mafy avy tany an-trano i Strong4 namonjy an-drainy any an-tsaha :
- Dada aaa.. Dada aaaa... Saiky naty ho'a i Neny eee...
- Fa nisy inona ? hozy Strong3 rainy.

Dia hozy i Strong4 :
- Nony nody avy tan-tsekoly aho, dia hitako tao @ efitra fandrianareo i Neny, mitsirarara @ lamosiny, ary ny tongony @ io mihinjitra ambony, ary migiaka mafy hoe : "Jesosy oo.. Jesosy oooo... laaaassaaa aaahoooo eeee...."
Fa raha tsy teo i Da'toa Georges an, izay mikofokofoka nandry teo amboniny ary nitazona azy, dia tena efa lasa ary noraofin'Andrmntra i Neny eee....

rhaj0 - 12/11/2015 14:33

Strong3tsy mpivanitika ny Atray!


hi hi hi... tsy mpamaky Baiboly marina ianao...

Psaumes 2.4 Celui qui siège dans les cieux rit, Le Seigneur se moque d'eux.
Psalm 2:4 He that sitteth in the heavens shall laugh: the Lord shall have them in derision.

https://malialitman.files.wordpress.com/2014/07/god-laughing-two-clouds.jpg

rhaj0 - 15/12/2015 15:30
Fa ilay 12 sy 7 angaha ry RBNIR tsy @ ilay bilagy hoe..

Avy hono Ikalamaria
- Mila mividy silipo 7 aho Ramose. Fito!
- Fa maninona no 7? hozy i Ramose Zefa vadiny
- Alatsinainy, Atalata, ... Alahady.
- ntss... tsia!!... 12 vidiana. Roa ambiny folo!
- Fa ahoana koa? hozy Ikalamaria
- Janoary, Febroary, ... Desambra.

Dia nitsatsaingoka i Kirisy zanany nanao hoe:
- any @ Roiquisensbon no mividy... any sady mora: 3 no 1...
 

rhaj0 - 08/04/2016 19:37
Tsy hainao ve ilay ivanitihana hoe, "misy divay ny rà-nao, sa misy rà ny divay-nao ... ry Jesosy"

Ka raha hoz'i Jesosy hoe, rahefa nanainga ny kopy misy divay, dia hoe, "inty ny rà-ko"...
Dia tena ao tsara mihintsy izy izany eee...http://yoursmiles.org/tsmile/drink/t0305.gif

rhaj0 - 18/06/2018 14:27
Tezitra be mihintsy hono i Rabinera sy Radakoba ny maraina, fa niaiky izy mitsam fa hoe:

Aiza nama kouh... manofy voyazy asitiralina* hono zareo, ary dia manja ery ny voyazy, fa nony maraina, dia
- mbola tavela ao ampandriana miaraka @ parasy hono zareo,
- sady @ izay, ireo zavatra rehetra mba nangomina t@ ilay voayazy asitiralina, voandalana sy halatrakely, tsisy tonga akoriny, fa ny parasy fotsiny foana no mampagidihidy

Nefa indray, rahefa manofy mipipi-mpandriana iny i Rabinera sy Radakoba, dia hoe,
- tena ahoana koa azany izany no tanteraka tokoany,
- ary lena na lambam-pandriana na kilaoty, ary maty an-drano h@ parasy




Note: Le voyage astral est une expression de l'ésotérisme qui désigne l'impression que l'esprit se dissocie du corps physique pour vivre une existence autonome et explorer librement l'espace environnant.
(ho an'ireo mpinomino foana, ny hoe, mankany am-paradisa HONO ny esprit, na mitsangana @ maty...)