Menu

Aug 17, 2015

LGBTTIQQ2SA

Notsongoina avy tatsy amin'ny Forum Fivavahana, Finoana ao @ Serasera

rhaj0 - 17/08/2015 11:31
(apetrako eto @ Lohahevitra Finoana/Fivavahana satria... "normal" ireo rahefa "Fiaraha-monina" na "Fitiavana" na "Kolotsaina" na "Fahasalamana" ny resaka, fa ny
"Finoana/Fivavahana" ihany no toa manisy problem @ ireo, ka dia ndao azany resahina)


Ka ireto izany ny acronym manondro ny karazan'ny firehana sekisoaly (orientation sexuelle) misy eto @ ity tany ity eee...


L = Lesbian = viavy tia (sexuellement) viavy

G = Gay = lahy tia (sexuellement) lahy

B = Bisexual = sady tia lahy no tia vavy

T = Transsexual = viavy mahatsapa-tena (emotion/psychologiquement) ho lahy (lahy mahatsapa-tena ho viavy)

T = Transgender = olo manilika ny identite sexuelle-ny ary mandray ny andaniny (tsy voatery nanao chirurgie)

I = Intersex = sady vavy ho lahy (intermediate)

Q = Queer = pejorative, dia ilay gay ilay pehana.. fa generalelment, manondro ny LGBT

Q = Questioning = mbola misalasala mitady ny orientation-ny, na ny genre-ny akoriny azany..

2S = Two spirit = sady mahatsiaro ho lahy no vavy

A = Asexual = tsy mahatsapa attraction sexuelle, tsy tia, tsy interessE..


Ary ny iray hafa (mahazatra) dia

Straight = lahy tia viavy, na viavy tia lahy..

rhaj0 - 17/08/2015 13:19
Ka ny Papa sy ny mopera izany @ ilay "A" = asexual, satria izay hozy ny Baiboly no tokony ho fitondra-tenany..

Fanefa indray, rahefa poretin'ny Finoany ao ny maha-izy azy, dia angaha mety fa mirongatra foana ihany eee... Ary dia sirika eny ihany zareo, fa kay G = Gay, ary ny loza, dia violent akoriny aza, fa lasa R = rapist [jereo ireo pretra (sasany) nanolana ankizy].

Fa raha ny marina, dia vitsy an'isa k'lou kosa ireo eee.. (vitsy an'isa no sirika)

rhaj0 - 18/08/2015 11:58
Izaho k'lou ry Strong3 dia S = Straight aaa... ary confortable @ izany firehana sexoaly-ko (orientation sexuelle) izany aho.

Ary OK koa aho raha LGBTTIQQ2SA ny olona, sady mirary azy ho sambatra @ fiainany ao.
- Raha A = asexual ry Papa sy ry Mopera..
- Raha G = Gay i Elton John, na L = Lesbian ilay PM-nay aty Ontario..
- Raha 2S = Two Spirit ireo amerindiana sasany
- Raha T = Transgender ireto olona ireto
- ...


Sokasokafy ihany ny maso dia tetitetezo i google, dia sokasokafy ny saina sy ny fo sy fanahy (raha misy), fa OLONA ihany ireo olona ireo, f'aza enjehina na ankahalaina na ozonina na ahilika na lazaina fa marary, na asarotina ny fiainany eeee...


Ohatra hoe, ngo dia tia ahalala momba ny T = Trans ianao, satria anie, mety tsy tsapanao akory anie ry Strong3 fa T = Trans ianao io eee... Fa poretin'ny Baiboly ao ny epanouissement-nao ao dia poritra ao...

Koa ireto azany mba vakivakio ny momba ny T = Trans...
http://www.lapresse.ca/vivre/sexualite
http://www.lapresse.ca/debats

Ary ny aty izao any @ garabola, dia misy dia misy tokoa ny Ankizy T = Trans; ny gabine any @ garabola izao, rahefa misy ankizy Trans ao an-tsekoly, dia misy ifanamboarana kely.
Fa ity misy fikambanan'ny r-a-d-ndrizareo...
http://enfantstransgenres.ca/

rhaj0 - 20/08/2015 11:42
Strong3i Jesoa aloha dia A no I eh...
amin'ny mahanitafy nofo Azy dia misy amin'izany I izany, fa amin'ny mahaAtra Azy dia A Izy. mazava be izany

i Jesoa izany, dia mazavabe ao @ eritreritr'i Strong3 (na ao @ imagination-ny irery ao) fa

A = Asexual = tsy mahatsapa attraction sexuelle, tsy tia, tsy interessE..
I = Intersex = sady vavy NO lahy (intermediate)


Tsikarokarohy kely ho'a i google, fa hanondro anao ny olona "tena izy" izay nitsikarokaroka ..
http://lmgtfy.com/?q=did+jesus+have+child+mary+magdalene
--> hoe manambady aman-janaka i Jesosy, hono.

Fa ity wiki mamintimpitina ee
https://en.wikipedia.org/wiki/Sexuality_of_Jesus
--> manombatombana hoe, eunuque sa polygame (Mary Magdalene, Martha, and Mary of Bethany) sa gay (John) i Jesosy, hono.


Fa rahefa atao ny kaonty dia .. ."BE FITIA" tokoany izany IZY kouh... 

rhaj0 - 20/08/2015 13:03
Strong3anjely ve hitanao lahy sa vavy?

Ah ha... marina ny anao... Ka inona koa izany ny Anjely ee ?...
I = Intersex = sady vavy ho lahy (intermediate)
- sa kosa, 2S = Two spirit = sady mahatsiaro ho lahy no vavy
- sa tena hoe, Q = Questioning = mbola misalasala mitady ny orientation-ny, na ny genre-ny akoriny azany..

No comments:

Post a Comment